Amin’ny zoma 6 novambra 2020 no hanomboka ny fivoriam-baomiera handinihana ny Tetibolampanjakana 2021, eny amin’ ny Antenimieram-pirenena. Re fa mety hitondra fanovàna maromaro ireo solombavambahoaka, indrindra momba ny fanokanana tetibola ho an’ny sosialim-bahoaka.
03/11/2020
-
Zarao!
Fandinihana teti-bola
03/11/2020
Hanome hevitra