Tapatapany Tranga samihafa

Mpiambina hita faty.

Vatana mangatsiakany sisa no hitan’ny olona teo amin’ny lavarangan’ny trano iray ambenan-dRakotojaona Marcellin, afak’omaly, tany Avarabohitra-Mahitsy. Nahitana diana famaky teo amin’ny handriny. Ahiana ho nisy namono, araka izany, io mpiambina io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra