Tapatapany Tranga samihafa

Latsaka anaty lavaka

Hita tao anaty lavaka iray miala tokony ho 60 metatra ny tranony ny vatana mangatsiakan’i Natolotra Françoise Fanomezantsoa, afak’omaly, tokony tamin’ny 12 ora sy sasany teny Ambodihady-Ambohidratrimo. Ora iray mahery nialoha an’io izy no nisy nahita niala tao an-tranony.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra