Tapatapany

Fanampiana

Vola mitentina 18 tapitrisa dôlara tamin’ny famatsiam-bolan’ny Fikambanana iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana (IDA) sy ny Antokon-draharaha frantsay momba ny fampandrosoana, avy amin’ilay famatsiam-bola natokana ho an’ny loza voajanahary no nampiasaina ho an’ireo tra-boina vokatry ny oram-be. Distrika fito no tena voa mafy tamin’iny voina niseho teto amintsika iny.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra