Samihafa Tapatapany

Volamena 1,250 kg

Tra-tehaky ny alikan’ny Zandarimariam-pirenena, eny Ivato, ireo entana sasany very tao amin’ny tokantrano iray teny Ampisikinana-Ambohimanambola, tamin’ny alin’ny sabotsy teo. Roapolo mahery ireo jiolahy nanafika voalaza fa nitondra basy. Lasan’izy ireo tamin’izany ny firavaka volamena milanja 1,250 kilao sy basy roa ary kojakoja fampiasa ao an-dakozia.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra