Samihafa Tapatapany

Taksiborosy sy kamiao

Naratra ny mpandeha efatra tao anaty fiara taksiborosy marika « Mercedes Sprinter » iray, afak’omaly teny Anjozorokely-Fiadanana eny Ambohimalaza Miray. Nifandona tamin’ny kamiao mitarika iray io fiara mpitatitra io tokony ho tamin’ny 8 ora sy 40 minitra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra