Samihafa Tapatapany

Maty nokendaina

Hita faty tao an-tranony ny vehivavy iray teny Ankadivory- Talatamaty, afak’omaly maraina. Vehivavy iray hafa saika hamangy azy no nifanena tamin’ny lehilahy iray teo am-baravaran’io namoy ny ainy io. Nikasa hitsoaka ilay lehilahy saingy mora voasambotra rehefa tsikaritra fa avy namono ilay vehivavy. Nokendaina tamin’ny mosoara ilay vehivavy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra