Samihafa Tapatapany

Vehivavy hita faty

Nisy nahita nitsirara tamin’ny tany, tao Andranomadio, Toamasina, ny vehivavy iray manodidina ny telopolo taona mbola miaina tsara, afak’omaly. Feno ra ny vatany ka nisy nitondra tany amin’ny hopitaly. Nahitana diana tsindron’antsy maromaro izy rehefa nojeren’ny dokotera tonga teny amin’ny hopitaly. Namoy ny ainy ilay vehivavy, avy eo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra