Tapatapany

Olan’ny lavanila

Nidina ifotony tany Sambava nijery ny olana momba ny fidinan’ny vidin’ny lavanila sedrain’ny mponina ireo loholona vitsivitsy notarihin’ny Filohan’ny Antenimieran-doholona Razafimahefa Herimanana, afak’omaly. Nisy ihany koa ny firesahana momba ny olana amin’ny fitrandrahana hazo sarobidy, toy ny andramena any amin’iny faritra iny. Nampanantena ny hitondra soson-kevitra hamahana ireo olana ireo any amin’ny fahefana mpanatanteraka ry zareo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra