Tafavoaka mpandresy ireo mpikatroka malagasy roa nifaninana tamin’ny “Challenge fight Pancrace de l’Océan Indien” tany La Réunion. Nandavo an’i Fabrice Moinach i Tolonjanahary Jacky (latsaky ny 70kg). Nandresy an’i Antoine Delpech ihany koa Rasolomampionona Joslin (latsaky ny 65kg. Lavo nanoloana an’i Antonny Ferrées kosa Andriamampionona Toky (mihoatra ny 93kg).
02/03/2020
-
Zarao!
Haiady « Pancrace »
02/03/2020
Hanome hevitra