Bemiray

Tan-tsoroka

Nizara vatsin’ankohonana (Vary, menaka, siramamy, sira ary savony) tamina tokantrano sahirana miisa dimamolo amby zato, tetsy Andohatapenaka, ny Amboaram-peo sy orkesitra Andohatapenaka, omaly. Fanampiana natao hanalefahana ny fahasahiranana mianjady amin’ireo marefo ara-pivelomanana monina eny amin’io faritra io no tanjona, araka ny nambaran-dRakotoarimino Antsanirina, tomponan’andraikitry ny tetikasa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra