Bemiray

Hira fanentanana

Namoaka hira fanentanana ny rehetra mba hiaro tena manoloana ny fihanaky ny Covid-19, « Mitondrà kasy bosy », tao amin’ny “Facebook” ny tarika mpiangaly mozika rock, Spirity. Anaty mozika mavesatra no nampahatsiahivandry zalahy an’ireo fepetra samihafa, toy ny hoe mijanona ao an-trano raha tsy misy tokony haleha any ivelany, hiasa na hiantsena. Manatona mpitsabo raha misy tsy metimety, hajao ireo fihetsika manakana ny fiparitahan’ny aretina. Rakitsary noraisina tao amin’ny efitrano fandraisam-peo no anehoan’ny tarika.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra