Nafindra vonjimaika eny amin’ny tany malalaka Andohotapenaka ireo mpivarotra fanaka sy asa tanana malagasy tao amin’ny Coum 67Ha mandrapahavita ny fanamboarana ny tsena vaovao, araka ny fandaminana napetraky ny kaominina Antananarivo renivohitra.

Hanome hevitra