Sombiny

Tetikasa Tanamasoandro

Nomen’ny Filankevitry ny minisitra alalana ny fanafainganana ny fotoana hahafahana manao ny tolo-bidy amin’ny fananganana tranobe miisa roapolo sy ny fanaovana ny tambajotram-panadiovana amin’ny tetikasa Tanamasoandro, miaraka amin’ny fanamboaran-dalana ary ny fandrindrana ny firafitry ny tanàna vaovao.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra