Tapatapany

Kaly Tsinjo

Hitohy any amin’ny faritra ny fizaràna Kaly Tsinjo na sakafo masaka ho an’ireo olona marefo, manomboka anio ho an’i Toamasina, Fianarantsoa ary Toliara ary haharitra telo volana, toy ny teto Antananarivo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra