Hovaina ny lalàna mifehy ny fitaterana an-dranomasina araka ny volavolam-panitsiana arafitry ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana andranomasina (Apmf), amin’izao fotoana izao. Handalo fankatoavana eny amin’ ny Antenimiera roa tonta izany volavolam-panitsiana izany, rehefa noketrehina nandritra ny iraika ambin’ny folo taona.
Hanome hevitra