Tapatapany

Fiparitahan’ny loto

Nametraka fitoeram-pako folo eny amin’ny fokontany maromaro manamorona ny fotodrafitrasa sahanin’ny Manamahefa miaro amin’ny tondra-drano eto Antananarivo (Apipa) ho fikojana sy fitandroana ny fahadiovan’ny lakandrano Andriantany sy ny manodidina ny fanjakana sy ny Apipa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra