Sombiny

Fialan-tsasatry ny mpianatra

Notinapaky ny Filankevitry ny minisitra ny fanalavana ho dimy ambin’ny folo andro ny fialantsasatry ny mpianatra, manomboka rahampitso zoma 2 avrily 2021, ho fisorohana ny fihanaky ny valanaretina Covid-19. Handia fialan-tsasatra mandritra ny dimy ambin’ny folo andro toy izany koa ny eny amin’ny oniversite.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra