Sosialy Tapatapany

Saran-dalana

Hampiakatra ny saran-dalana ho 500 ariary, manomboka anio, ireo mpitatitra ao amin’ny zotra 117 sy 151 mampitohy an’Ambohitsoa amin’Ambohijatovo sy Anosy. Ny fiakaran’ny vidin’ny solika no voalaza fa anton’ny fiakarana sy ny fihenan’ny fivezivezena vitan’izy ireo noho ny fitohanan’ ny fifamoivoizana.