Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-baovao Ivato, afak’omaly alina. Maty tsy tra-drano ny lehilahy, dimy amby efapolo taona, nandeha môtô...
Manoro ny lalana handresena amin’ny ady amin’ny fanolanana ny vadin’ny Filohan’ny Repoblika sady filohan’ny fikambanana Fitia, Rajoelina Mialy, ka nampirisika ny fitorohana an’ireo olon-dratsy tompon’antoka amin’ny herisetra ara-pananahana...
Tafaporitsaka ny telo tamin’ireo andian-jiolahy nifampitifitra tamin’ ny polisy tany Toamasina, afak’omaly. Mitohy ny fikarohana azy ireo, hatramin’ny omaly...
Naiditra am-ponja any Miarinarivo ireo olona roa ambin’ny folo rahalahiny sy zaodahiny ary fianakavian’ilay pasitera maty novonoin’ny jiolahy, tany...
Grenady “offensive” sy “défensive” marobe voalaza fa nokasaina hanakorontanana teto an-drenivohitra, tao anatin’ny taona maro, no nopotehina tany Langaina...
Nohalalinina ny lakandrano eny amin’ny farihy Masay ho fisorohana amin’ny fiakaran’ny rano amin’ny fotoanan’ny fahavaratra. Manana velarana dimy hekitara ity...
Nanomboka, omaly, indray ny andiany faharoa hitsarana an’ireo raharaha eny amin’ny Fitsarana manokana misahana ny kolikoly (PAC) eny 67Ha. Raharaha...
Tra-tehaky ny zandary, tany Beloha, ny omby iray kamiao tsy misy taratasy ara-dalàna, izay nisy nikasa hamoaka an-tsokosoko tany Ampanihy. Nentina any...
Nahitana fatin-jazarano roa ny rano tetsy Tsaramasay sy teny Soanierana, omaly maraina. Milaza ho tsy mahafantatra ny mety ho niaviany na ny olona nanary...
Very tao amin’ny biraon’ny ben’ny tanàna any BelalandaToliara II, afak’omaly, ny vola enina hetsy sy roa tapitrisa ariary niampy vatoaratra lehibe roa, basy...
Nitokona nanakan-dalana sady nandoro kodiarana vokatry ny fahatapahan’ny rano, efa ho andro maromaro izao, ny mponina teny Ankatso I, omaly. Tsiahivina fa...
Maro ny fanavaozana hotanterahina. Tafiditra anatin’ny fanatsarana sy fampiroboroboana ny sehatry ny kolontsaina ny fikarohana izay hitantana ny vohitra...
Tombanana ny fiforonana rivo-doza any atsinanan’ny ranomasimbe Indiana, ato ho ato. Hivoatra tsikelikely ny lalan’ilay andro ratsy saingy tsy atahorana...
Nitohy, omaly, ny fivoriam-baomiera mikasika ny fanenjehana an’ireo mpitondra ambony eny amin’ny Antenimieram-pirenena. Nambaran’i Tsabotokay...
Voasambotry ny polisy, teny Befelatanana, ny ankizilahy iray, 16 taona, voatondro ho nanolana sady niteraka ny fahafatesan’ ny zazavavikely, fito taona, teny...
Amin’ny zoma 6 novambra 2020 no hanomboka ny fivoriam-baomiera handinihana ny Tetibolampanjakana 2021, eny amin’ ny Antenimieram-pirenena. Re fa...
Tsy mitsaha-mitombo ny fitoriana sy fitarainana voarain’ny Polisy misahana ny fiarovana sy ny herisetra mianjady amin’ny zaza tsy ampy taona (PMPM) etsy...
Nalain’ny zandary tamin’ny fotoana nahafaty vehivavy iray, teny Imerinafovoany Talatamaty, afak’omaly tolakandro ihany, ny mpamilin’ ny taksibe nitera...